|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vakiteny |
| Singan-teny | 2vaky, 3teny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5reading.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6lecture.
[1.3#804, 1.8] |
| Ohatra |
7 Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany.
[2.643]
8 Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332] 9 Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649] |
| Teny iditra (2/2) | 10 vaki-teny |
| Singan-teny | 11vaky, 12teny |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14a syllable.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15une syllabe.
[1.8] |
| Voambolana | 16 Haiteny |
| Fivaditsoratra | 17 tinevika, 18 vakiteny, vaki-teny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|