|
|
|
|

Teny iditra1 vailanina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3twisted, warped. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4tordu. [1.3, 1.8]
5qui dévie de la ligne droite. [1.3]
Ohatra  6 Fa tsy heverina loatra ny hoe hifanara-tsaina sa hisara-kevitra, mitovy fianarana sa vailanina, fifankatiavan' ny fo sa filan' ny nofo? [2.285]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  8vahilanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19