Teny iditra | vahilanina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ [1.1] | |
Tsipelina hafa | vailanina | |
Fivaditsoratra | halinavina, vahilanina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |