|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vahatry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fankan-javamaniry.
[Taisaka, Tanosy]
[1.78] |
| Ohatra |
4 lasa vahatry ny aina sy, rava fanantenana.
[2.347]
|
| Tovy hevitra | 5vahany |
| Teny iditra (2/3) | 6 vahatry |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8rohana, romatisma.
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/3) | 10 vahatry |
| Sokajin-teny | 11 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12aleo.
[Betsimisaraka]
[1.147#26] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 havitra, 15 vahatry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|