|
|
|
|

Teny iditra1 vady tra-drafy
Singan-teny  2vady, 3tratra, 4rafy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12