|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vady amboarina |
| Singan-teny | 2vady, 3amboarina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny zanak' olo-mpirahalahy na havana akaiky ampifanambadina, na tsy sitrany ara, mba tsy hivoaka ny harena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6enfants issus de frères ou de proches parents que la famille marie ensemble, afin d'empêcher les biens de passer à une autre famille.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|