|
|
|
|

Teny iditra1 vaditsindrano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [vady tsindrano] 3vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny.
4vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [vady tsindrano] 5a slave or a person of low rank taken as a concubine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [vady tsindrano] 6concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves. [1.3]
Ohatra  7 haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38]
8 Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Voambolana  11 Fifandraisana: fianakaviana
Lahatsoratra  12Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19