|
|
|
|

Teny iditra1 vadin-koditra
Singan-teny  2vady, 3hoditra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy misaraka amin' ny hoditra, tsy azo sarahina (ny aretina dia tandra vadin-koditry ny olombelona). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6qui va avec la peau.
7inséparable. [1.3]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02