|
|
|
|

Teny iditra1 vadibe
Singan-teny  2vady, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5jereo vady be. [0]
Ohatra  6 Nivoaka ny mpanjaka namonjy ny vadibe. [2.606]
7 Izy no vadibe ary niteraka fito mirahalahy. [2.508]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 vadibe, 11 vady be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02