|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tete |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4goutte.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 tête
![]() |
| Sokajin-teny | 22 anarana (vavy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
23loha.
[1.9, 1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|