|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy toko tsy forohana |
| Singan-teny | 2toko, 3tsy, 4forohana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona).
7b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8an enormous sum of money.
[1.7] 9une énorme somme d'argent; beaucoup. [1.7] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|