|
|
|
|

Teny iditra1 tsy nahy
Singan-teny  2tsy, 3nahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy iniana atao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6unintentionally, accidentally. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qui n'est pas fait exprès; par accident.
8cf.
9iniana. [1.8]
Ohatra  10 tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
11 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]

Fivaditsoratra  12 hitsina, 13 tsihina, 14 tsy nahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12