|
|
|
|

Teny iditra1 tsy mivilivily
Singan-teny  2tsy, 3mivilivily
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 " Ary raha mbola manatona ihany ny mpandatsaka aina, dia hivadi-dela sady somary loky, toy ny haneso anao fa fantany tsara izay kasaina hatao aminy, na hanondro amin' ny namany ny filefany tsy mivilivily: [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12