|
|
|
|

Teny iditra1 tsy miroa fo
Singan-teny  2miroa, 3fo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony. [1.1]
Ohatra  6 Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12