|
|
|
|

Teny iditra1 tsy miloa-bava
Singan-teny  2tsy, 3miloatra, 4vava
Sokajin-teny  5 kambanteny
Ohatra  6 Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao. [2.996]
7 tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12