|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy maty manota |
| Singan-teny | 2tsy, 3maty, 4manota |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Ohatra |
6 Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha.
[1.38]
7 Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27] |
| Fivaditsoratra | 8 tsimatimanota, 9 tsy maty manota |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|