|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mahavaly bontana |
| Singan-teny | 2tsy, 3mahavaly, 4bontana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6matetika no mifanabontana ny vehivavy taloha, ka raha nisy olona nanabontana ny volonao, nefa aty aoriana tsy mba mety manabontana ny azy ianao, dia natao hoe Tsy mahavaly bontana ianao, izany hoe tsy mahavaly ny soa nataon' ny olona anao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7not to be able to reward one as has been done to him.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|