|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 bontana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fizihirana mitokana; fivontosana izay miavaka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/6)9 bontana
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12a mode of dressing the hair so that one large tress shall fall on each side of the head. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  18 Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/6)20 bontana
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22faritra mivohitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23bourrelet. [1.13]
24(du malais buntal : gonflement, enflure). [Sakalava]
25Nom du noeud chez certaines plantes ; par exemple bontam-bolo, bontam-pary. [1.196]

Teny iditra (4/6)26 bontana
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny malagasy  28Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  29 Haibiby: trondro
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/6)31 bonna
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny malagasy  33Karazam-bibikely mivelona eny amin' ny ravim-paraky. [1.1]
Voambolana  34 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (6/6)35 bontana
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny frantsay  37(du malais buntal : gonflement, enflure) Nom des baobabs malgaches, surtout Adansonia madagascariensis Baill.
38et Adansonia za Baill.
39(Malvaceae).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  40 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  41 bontàna, bontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02