Teny iditra | tsy mahatsiaro tena (tsy, tsiaro, tena) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona torana na koa ny olona tsy mihevitra ny hajany fa mivarilavo amin' ny fitondran-tena ratsy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |