|
|
|
|

Teny iditra1 tsy mahatan-damba
Singan-teny  2tsy, 3mahatàna, 4lamba
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza olona izay voasinton-javatra mafy ny sainy ka tsy voatafiny intsony ny lambany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12