|
|
|
|

Teny iditra1 tsy ho faty raha tsy hianjeran' ny tanan-tsotro
Singan-teny  2tsy, 3ho, 4faty, 5raha, 6ianjerana, 7tanana, 8sotro
Sokajin-teny  9 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10enti-milaza ny olona kanosa loatra noho ny tahotra sao maratra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11