|
|
|
|

Teny iditra1 tsy foy
Singan-teny  2tsy, 3foy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 tsy foy nariana akory ny ravi-koba raha tsy ny ampitso maraina. [2.470]
6 Ny tranon'Andrianampoinimerina teo aloha felatanan' Andrianampoinimerina ka tsy foy ho simba, tovanana no mahatsara azy [2.48]

Fivaditsoratra  7 fitosy, 8 itsofy, 9 tsiofy, 10 tsy foy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10