|
|
|
|

Teny iditra1 tsy an-jery
Singan-teny  2tsy, 3jery
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao. [1.1]
Tsipelina hafa  6tsianjery

Fivaditsoratra  7 tsianjery, 8 tsy an-jery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02