|
|
|
|

Teny iditra1 tsianjery
Singan-teny  2tsy, 3jery
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6récitation. [1.13]
Ohatra  7 tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532]
8 Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
9 Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470]
Tsipelina hafa  10tsy

Fivaditsoratra  11 tsianjery, 12 tsy an-jery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02