|
|
|
|

Teny iditra1 tsy ampy ra
Singan-teny  2tsy, 3ampy, 4ra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy. [1.1]
Tovy hevitra  7kely ra, lany ra

Fivaditsoratra  8 miparatsy, 9 tampasiry, 10 tsy ampy ra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12