|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kely ra |
| Singan-teny | 2kely, 3ra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6lany ra, tsy ampy ra |
| Fivaditsoratra | 7 kely ra, 8 lekary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|