|
|
|
|

Teny iditra1 tsy am-bady
Singan-teny  2tsy, 3vady
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  5sans époux, sans épouse, célibataire. [1.3]
Ohatra  6 Nisy trano natao honenan' ny maromadinika tsy am-bady sahala aminy tao Ambohibe. [2.472]
Voambolana  7 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12