|
|
|
|

Teny iditra1 tsy ahoan-tsy ahoana
Singan-teny  2tsy, 3ahoana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy misy antony inona, tsy misy vidiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason. [1.2]
Ohatra  7 Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto! [2.4]
8 Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa. [2.69]
9 Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5]
10 famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray. [2.508]
Tsipelina hafa  11tsy ahoana tsy ahoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02