|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsongo dia
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3fanarahana, fizohiana fatratra mba hahitana izay olona tadiavina. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 tsongodia
Singan-teny  5tsongo, 6dia
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8(littéralement : « ce qu'on cueille sur les pas »).
9Sortilège.
10On repère les traces de pas de personne que l'on veut envoûter ; on ramasse une pincée de poussière dans ces traces et on l'introduit dans des ody ou talismans, qui varient suivant le résultat à obtenir.
11On se méfie beaucoup de cette pratique.
12Elle crée une véritable psychose de méfiance.. [1.196]
Ohatra  13 Ny sasany indray koa ny tany efa nodiavin' ilay olona no analany hataony ao amin'ny ody, io no atao hoe : « tsongodia. [1.353#]
Voambolana  14 Finoana

Fivaditsoratra  15 tsongo dia, tsongodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05