|
|
|
|

Teny iditra1 tsivikinindahy
Singan-teny  2tsy, 3vikinina, 4lahy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Tamboho kely ivaiva, tamboho eo amin' ny iray metatra sy sasany eo ho eo, na fefy hazo marani-doha. [1.1]
Tsipelina hafa  7tsy vikinin-dahy

Fivaditsoratra  8 tsivikinindahy, 9 tsy vikinin-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02