|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsisy maso |
| Singan-teny | 2tsy, 3misy, 4maso |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ilazana ny olona lokilokin' ny hehy izaitsizy ka hifotrifotra mila tsy ho hita ny masony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|