|
|
|
|

Teny iditra1 tsipolitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin' ny anantsinahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron' ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4bident. [2.415#682]
5fleurs et graines de l'anantsinahy ou Bidens bipinnata. [1.3]
6(de folitra : ce qui adhère fortement, comme la glu ; allusion aux graines adhésives).
7Nom donné aux graines qui adhèrent fortement aux vêtements, aux toisons des animaux, et par extension aux plantes qui les produisent.
8Surtout :.
9Bidens pilosa L.
10et Bidens bipinnata L.
11(Asteraceae). [Merina, Betsileo]
12Achyranthes aspera L.
13(Amaranthaceae).
14Les feuilles fraîches mâchées sont souvent appliquées sur les plaies comme hémostatiques.
15Les jeunes pousses feuillées sont consommées comme « brèdes » (plantes potagères), mais on les désigne le plus souvent alors sous un autre nom.. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  16 ny ravin-kazo, mihaon-tendro ny tsipolitra. [2.69#]
Voambolana  17 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  18tsipolobazaha
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02