|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anantsinahy |
| Singan-teny | 2anana, 3tsy, 4nahy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Karazan' anana fantatra koa amin' ny anarana hoe tsipolotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7Esculent herbs, of which there are anantsinahilahy and anantsinahivavy.
8Bidens bipinnata, L., and B. 9leucantha. 10Willd.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11Bidens bipinnata ou leucantha.
[1.3] 12(de anana = herbe potagère, et tsy nahy = qu'on n'a pas projeté à l'avance ; on a toujours cette herbe sous la main et c'est d'elle qu'on se sert quand on doit préparer un repas à l'improviste). 13Bidens bipinnata L. 14et Bidens pilosa L. 15(Asteraceae). 16La saveur piquante de ces plantes est due à la présence d'amines aliphatiques polyinsaturées. 17Elles ont des vertus excitantes et apéritives.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
18 anantsinahy tokan-tovona ka indray mitoraka ihany.
[2.345]
|
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 anantsinahy, 22 ihintsanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|