|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsipaopaoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia lasa [1.1]

Teny iditra (2/2)4  tsipaopaoka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 [Betsimisaraka] (de paoka, action de saisir lestement). « Plante à fruit comestible » d'après Grandidier. Probablement comme paokapaoka (Merina). [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  tsipaopaoka, 8 tsipoapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04