|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsinina |
| Fototeny | 2tsiny |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany.
5Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 kabedesina, 11 kamentsonina, 12 tenenina |
| Teny iditra (2/2) | 13 tsinina |
| Fototeny | 14tsiny |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16(Vy) hamafisina, aofana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|