|
|
|
|

Teny iditra1  tsingilahila (hilahila)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31