|
|
|
|

Teny iditra1 tsindry misanda ambany
Singan-teny  2tsindry, 3misanda, 4ambany
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tsindrin' âtmôsfera ambany raha miohatra amin' ny tsindrin' ny atmôsfera mifanila aminy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7basse pression. [1.13]
Voambolana  8 Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12