|
|
|
|

Teny iditra1 tsindrona an-dalandrà
Singan-teny  2tsindrona, 3lalana, 4ra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fampidirana fanafody amin'ny lalandra amin'ny alalan'ny fanjaitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7injection intraveineuse. [1.13]
Voambolana  8 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11