|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsindranolahy
Singan-teny  2tsindrano, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5le mâle tsindrano. [1.3]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8 Tsindranolahy
Singan-teny  9tsindrano, 10lahy
Sokajin-teny  11 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  12Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes. [1.3]
Ohatra  14 Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Voambolana  15 Tantara: firenena
Tovy hevitra  16tsindrano
Lahatsoratra  17Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  18 tsindranolahy, Tsindranolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02