|
|
|
|

Teny iditra1 tsikorovana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.. [Merina] [1.10#H.287]
4Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Madagascar black bulbul. [2.190#262]
Fanazavàna teny frantsay  6bulbul noir. [2.191#314]
Voambolana  7 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  8horova, horovana, horovy, sokonina, sokoreva
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31