|
|
|
|

Teny iditra1 tsikaritra
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4vu rapidement, aperçu un instant. [1.3]
Ohatra  5 Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4]
6 Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  12 sikitratra, 13 tsikaritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19