|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatsikaritra |
| Fototeny | 2tsikaritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to perceive at a rapid glance.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6apercevoir instantanément.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona.
[1.437#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|