|
|
|
|

Teny iditra1 tsiahivina
Fototeny  2tsiahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany. [2.471]
5 tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9tsahina, tsahivina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10