|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsahivina |
| Fototeny | 2tsiahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsarovana, tadidina: Tsahivo ilay teniko taminao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5(pour Tsiahivina) Dont on se souvient.
[1.3#762] |
| Ohatra |
6 Ny varavarana narindrina mora vohana ny teny natao mora tsahivina ny vato naorina adidy [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11tsiahivina |
| Fivaditsoratra | 12 havitsina, 13 tsahivina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|