|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsefaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4fendu.
[1.3, 1.196] 5cassé, déchiré, crevassé, lézardé. [1.3] |
| Ohatra |
6 ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka.
[2.313#]
7 Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina. [2.270#120] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 24 tsefaka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26(allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques).
27Cnestis polyphylla Lam. 28(Connaraceae). 29Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés. 30On ignore quel est leur principe actif. 31Pas d'alcaloïdes.. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 33 faketsa, 34 fatsake, 35 fetsaka, 36 tsefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|