|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatsefaka |
| Fototeny | 2tsefaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamaky, mampitriatra (fa ny fampiasa matetika dia ny hoe: "mampitsefaka"): Nanatsefaka (nampitsefaka) ny rindrina ilay rambondanitra nandalo anikeheo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|