|
|
|
|

Teny iditra1 tsarovina
Fototeny  2tsiaro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5dont on se souvient, dont on fait mémoire. [1.3]
Ohatra  6 hotsaroviko mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11tsaroana, tsarovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12