|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaroana |
| Fototeny | 2tsiaro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5dont on se souvient, dont on fait mémoire.
[1.3] |
| Ohatra |
6 hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy
[1.1]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11tsarovana, tsarovina |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 anatsora, 15 asantaro, 16 asatrona, 17 soratana, 18 tsaroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|