|
|
|
|

Teny iditra1 tsapitika
Fototeny  2pitika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Kely madinika.
5Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany.. [1.1]
Tovy hevitra  6tsapika
Kamban-teny rehetra  7tsapitik' olona

Fivaditsoratra  8 tsapitika, 9 tsipatika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08