|
|
|
|

Teny iditra1 tsangan-kevitra
Singan-teny  2tsangana, 3hevitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana. [1.1]
6foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7idéologie. [1.5#144]
8doctrine. [1.13]
Ohatra  9 Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123]
Voambolana  10 Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12